Matio 4:5 - DIEM PROTESTANTA
Avy eo dia nentin’ny devoly ho any Jerosalema tanàna masina i Jesoa, ka najorony teo an-tendron’ny zoron’ny tempoly
Jereo ny toko
Dia nitondra Azy nankany amin’ny tanàna masina indray ny devoly ka nampitoetra Azy teo an-tampon’ny tempoly
Jereo ny toko
Avy eo dia nentin’ny devoly ho any Jerosalema tanàna masina i Jesoa, ka najorony teo an-tendron’ny zoron’ny tempoly
Jereo ny toko
Tamin’izay dia nitondra azy nankany amin’ny tanàna masina ny devoly ka nametraka Azy teo an-tampon’ny Tempoly,
Jereo ny toko
Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin’ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon’ny tempoly,
Jereo ny toko
Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin'ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon ny tempoly,
Jereo ny toko
Dia nitondra Azy nankany amin’ny tanàna masina indray ny devoly ka nampitoetra Azy teo an-tampon’ny tempoly
Jereo ny toko