–Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.
Matio 22:1 - DIEM PROTESTANTA Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Jesosy mbola niteny taminy tamin’ny fanoharana hafa hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe: Baiboly Katolika Dia niteny indray i Jesoa nanao fanoharana tamin’ireo hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary Jesosy mbola niteny taminy tamin’ny fanoharana hafa hoe: |
–Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.
ka namaly hoe: –Ianareo no natao hahalala ny tsiambaratelo momba ny Fanjakàn’Andriamanitra; fa ho an’ny hafa kosa dia ankamantatra saro-pantarina no itenenana izany, hany ka «hijery izy fa tsy hahita ary hihaino fa tsy hahafantatra.»