Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, tsara ho antsika ny mitoetra eto; koa hanao lay telo izahay; ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an’i Mosesy ary ny anankiray ho an’i Elià.
Marka 9:6 - DIEM PROTESTANTA Fa tsy hitan’i Petera izay holazaina satria samy raiki-tahotra ireto mpianatra telo lahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tsy fantany mantsy izay hotenenina satria raiki-tahotra izy rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa tsy hitan’i Petera izay holazaina satria samy raiki-tahotra ireto mpianatra telo lahy. Baiboly Katolika Tamin’izay dia nisy rahona nanarona azy; ary nisy feo avy tao amin’io rahona io nanao hoe: «Ity no Zanako malalako indrindra, henoy Izy.» Baiboly Protestanta Malagasy Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra. Malagasy Bible Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra. La Bible en Malgache Tsy fantany mantsy izay hotenenina satria raiki-tahotra izy rehetra. |
Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, tsara ho antsika ny mitoetra eto; koa hanao lay telo izahay; ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an’i Mosesy ary ny anankiray ho an’i Elià.
Tamin’izay dia nisy rahona nanarona azy rehetra, ary nisy feo avy tao amin’io rahona io nanao hoe: –Ity no Zanako, ilay Malalako; henoy Izy!
Nony efa handao an’i Jesoa ry i Mosesy sy i Elià, dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, tsara ho antsika ny mitoetra eto; ka hanao tranolay anankitelo izahay: ny anankiray ho Anao; ny anankiray ho an’i Mosesy ary ny anankiray ho an’i Elià (Tsy fantany anefa izay nolazainy).
Vao nahita ny Zanak’olona aho, dia lavo niankohoka toy ny maty teo anoloan’ny tongony. Fa nametraka teo amboniko ny tanany ankavanana Izy ka nanao hoe: –Aoka izay ny tahotra! Izaho no Voalohany sy Farany,