Ary dia talanjona izaitsizy ny olona ka vaky vava hoe: –Tsara avokoa no nanaovany ny zavatra rehetra, fa sady nampalady ny marenina Izy no nampiteny ny moana.
Marka 8:1 - DIEM PROTESTANTA Tamin’izany andro izany, dia vahoaka be indray no teo amin’i Jesoa ary tsy nanan-kohanina; ka nantsoin’i Jesoa ny mpianany ary nilazany hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina ireo, dia nantsoin’i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izany andro izany, dia vahoaka be indray no teo amin’i Jesoa ary tsy nanan-kohanina; ka nantsoin’i Jesoa ny mpianany ary nilazany hoe: Baiboly Katolika Tamin’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-ko hanina, dia niantso ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Baiboly Protestanta Malagasy TAMIN’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina izy, dia nantsoin’i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe: Malagasy Bible Tamin'izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina izy, dia nantsoin'i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe: La Bible en Malgache Tamin’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina ireo, dia nantsoin’i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe: |
Ary dia talanjona izaitsizy ny olona ka vaky vava hoe: –Tsara avokoa no nanaovany ny zavatra rehetra, fa sady nampalady ny marenina Izy no nampiteny ny moana.