Izy 12 lahy ireo dia nirahin’i Jesoa sady nohafatrafarany hoe: –Aza mandeha any amin’ny faritra onenan’ny hafa firenena ary aza miditra amin’ny tanànan’ny Samaritanina;
Marka 7:27 - DIEM PROTESTANTA Fa hoy i Jesoa taminy: –Avelao aloha ho voky ny zanaka nateraka, fa tsy tsara raha ny mofon-janaka no alaina ka atsipy ho an’ny amboa kely. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ho voky aloha ny zaza; fa tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboa kely. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy i Jesoa taminy: –Avelao aloha ho voky ny zanaka nateraka, fa tsy tsara raha ny mofon-janaka no alaina ka atsipy ho an’ny amboa kely. Baiboly Katolika Fa hoy Izy taminy: «Aoka ho voky aloha ny zanaka; fa tsy mety raha alaina ny mofon-jaza ka atsipy ny amboa.» Baiboly Protestanta Malagasy Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ho voky aloha ny zaza; fa tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboakely. Malagasy Bible Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ho voky aloha ny zaza; fa tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an'ny amboakely. La Bible en Malgache Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ho voky aloha ny zaza; fa tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboa kely. |
Izy 12 lahy ireo dia nirahin’i Jesoa sady nohafatrafarany hoe: –Aza mandeha any amin’ny faritra onenan’ny hafa firenena ary aza miditra amin’ny tanànan’ny Samaritanina;
Ny zava-masina, aza omena ny alika, fandrao hifoteran’ny alika ianareo ka hoviravirainy; ary ny vatosoanareo, aza atsipy amin’ny kisoa, fandrao voahosihosiny.
Miteny grika ravehivavy sady Sirôfenisianina firazanana; ary niangavy an’i Jesoa izy handroaka ny demony hiala tao amin-janany.
Dia namaly ravehivavy ka nanao hoe: –Nefa, Tompoko, na ny amboakely ao ambany latabatra aza, dia mba mihinana ny sombintsombiny avy amin’ny mofon’ny ankizy ihany.
Dia hoy ny Tompo tamiko: «Mandehana fa Izaho no haniraka anao any lavitra, ho amin’ny hafa firenena.»
Fa izao no ambarako aminareo: Tonga mpanompon’ny Jiosy i Kristy mba hahatanteraka ny fampanantenana natao tamin’ny razan’izy ireo ka anehoana fa azo antoka Andriamanitra.
lavitra an’i Kristy ianareo tamin’izany andro izany; tsy mba navela ho anisan’ilay firenena Israely voafidin’Andriamanitra; tsy mba tao anatin’ireo fanekempihavanana izay niorina tamin’ny fampanantenàn’Andriamanitra; velona teto amin’izao tontolo izao ianareo, kanefa sady tsy nanan-kantenaina no tsy nanana an’Andriamanitra.