Marka 7:16 - DIEM PROTESTANTA Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!] Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!] Baiboly Katolika Raha misy manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino.» La Bible en Malgache Raha misy manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino. |
Tsy misy zavatra avy etỳ ivelany miditra ao anatin’ny olona ka mahaloto azy, fa izay mipoitra avy ao anatin’ny olona no mahaloto azy. [
Ary rehefa niala teo amin’ny vahoaka i Jesoa ka niditra tao an-trano, dia nanontany Azy momba io fanoharana io ny mpianany;
ary ny voa sasany latsaka tamin’ny tany tsara, ka naniry ary namoa zato heny. Avy nilaza izany i Jesoa, dia niantso hoe: –Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!
«Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana. «Izay maharesy dia tsy hiharan-doza avy amin’ny fahafatesana faharoa.»
«Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana. «Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy; ary eo amin’io vato io dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’olona afa-tsy izay mandray azy ihany.»
«Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana! «Izay maharesy dia havelako hihinana amin’ny voan’ilay hazo manome fiainana izay ao amin’ny sahan’Andriamanitra.» –Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Smirna: