Fa hoy i Mikaià hoe: –Velona ny TOMPO, ka mianiana aho fa izay lazain’ny TOMPO amiko ihany no hambarako.
Marka 6:18 - DIEM PROTESTANTA Fa hoy i Jôhany tamin’i Herôda: –Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy i Jôhany tamin’i Herôda: –Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. Baiboly Katolika Satria i Joany nanao taminy hoe: «Tsy mahazo manam-bady ny vadin-drahalahinao ianao.» Baiboly Protestanta Malagasy Fa Jaona efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Diso hianao, raha manambady ny vadin’ny rahalahinao. Malagasy Bible Fa Jaona efa nilaza tamin'i Heroda hoe: Diso ianao, raha manambady ny vadin'ny rahalahinao. La Bible en Malgache I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. |
Fa hoy i Mikaià hoe: –Velona ny TOMPO, ka mianiana aho fa izay lazain’ny TOMPO amiko ihany no hambarako.
«Raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia zavatra mamoafady izany; noho io lehilahy io nanala baràka ny rahalahiny, dia samy ho momba izy roroa.