Ary niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa izay mety ho marary ianjadian’ny aretina sy fanaintainana isan-karazany, dia ny azon’ny demony sy ny mararin’ny androbe ary ny malemy ka nositraniny avokoa.
Marka 6:13 - DIEM PROTESTANTA Demony maro no noroahiny ary marary maro no nohosorany diloilo ka nositraniny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary demonia maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Demony maro no noroahiny ary marary maro no nohosorany diloilo ka nositraniny. Baiboly Katolika sy nandroaka demony maro, ary nanosotra diloilo ny marary betsaka sy nanasitrana azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. Malagasy Bible Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. La Bible en Malgache Ary demonia* maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. |
Ary niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa izay mety ho marary ianjadian’ny aretina sy fanaintainana isan-karazany, dia ny azon’ny demony sy ny mararin’ny androbe ary ny malemy ka nositraniny avokoa.
Dia nantsoiny hankeo aminy ny 12 lahy ary nirahiny tsiroaroa ka nomeny fahefana handroaka ny fanahy maloto.
Faly tokoa ny 72 lahy raha niverina sady nanao hoe: –Tompo ô, nanaiky anay na dia ireo demony aza rehefa nodidianay tamin’ny anaranao!