Fanoharana no nilazan’i Jesoa zavatra maro taminy ka hoy Izy: –Indro niainga ity mpamafy hamafy voa.
Marka 4:13 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Jesoa tamin’ireo mpomba Azy sy tamin’ny 12 lahy: –Tsy azonareo ve ilay fanoharana teo? Ka hataonareo ahoana no fahazo ny fanoharana hafa rehetra? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy koa Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? Koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Jesoa tamin’ireo mpomba Azy sy tamin’ny 12 lahy: –Tsy azonareo ve ilay fanoharana teo? Ka hataonareo ahoana no fahazo ny fanoharana hafa rehetra? Baiboly Katolika Dia hoy Izy: «Tsy azonareo va izany fanoharana izany? Koa hataonareo ahoana àry no fahalala ny fanoharana rehetra? Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra? Malagasy Bible Ary hoy Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra? La Bible en Malgache Hoy koa Izy taminy: Tsy azonareo va ilay fanoharana teo? Koa hataonareo ahoana no fahafantatra ny fanoharana rehetra? |
Fanoharana no nilazan’i Jesoa zavatra maro taminy ka hoy Izy: –Indro niainga ity mpamafy hamafy voa.
Dia hoy i Jesoa tamin’izy roa lahy: –Olona votsa saina ianareo ary ela vao mino izay rehetra voalazan’ny mpaminany!