Ary hoy ireo mpahay lalàna nidina avy tany Jerosalema hoe: –I Belzeboba no ao amin’ilay io ary fahefana avy amin’ny filohan’ny demony no androahany ny demony.
Marka 3:30 - DIEM PROTESTANTA Nilaza manko ireo mpahay lalàna fa hoe fanahy maloto no ao amin’i Jesoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny olona mantsy dia niteny hoe: Azom-panahy maloto Izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nilaza manko ireo mpahay lalàna fa hoe fanahy maloto no ao amin’i Jesoa. Baiboly Katolika Satria hoy izy ireo hoe: «Manana Fanahy maloto Izy.» Baiboly Protestanta Malagasy satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy. Malagasy Bible satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy. La Bible en Malgache Ny olona mantsy dia niteny hoe: Azom-panahy maloto Izy. |
Ary hoy ireo mpahay lalàna nidina avy tany Jerosalema hoe: –I Belzeboba no ao amin’ilay io ary fahefana avy amin’ny filohan’ny demony no androahany ny demony.
fa na iza na iza manevateva ny Fanahy Masina, dia tsy mba hahazo famelan-keloka na oviana na oviana, satria fahotana raiki-tampisaka aminy mandrakizay no mahameloka azy.
Tamin’izay dia tonga ny renin’i Jesoa sy ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano ary naniraka olona hiantso Azy.
Maro tamin’ireo no nanao hoe: –Ondranondranana io sady very saina, ka inona no ihainoanareo Azy?