Hitan’i Jesoa ny finoan’ireto olona ka hoy Izy tamin’ilay malemy: –Voavela ny helokao, anaka!
Marka 2:6 - DIEM PROTESTANTA Fa nisy nipetraka teo kosa ireo mpahay lalàna ka nieritreritra tao am-pony hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nisy mpanoradalàna sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa nisy nipetraka teo kosa ireo mpahay lalàna ka nieritreritra tao am-pony hoe: Baiboly Katolika Fa nisy mpanora-dalàna sasany nipetraka teo ka nanao anakampo hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy mpanora-dalàna sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe: Malagasy Bible Ary nisy mpanora-dalàna sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe: La Bible en Malgache Ary nisy mpanoradalàna* sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe: |
Hitan’i Jesoa ny finoan’ireto olona ka hoy Izy tamin’ilay malemy: –Voavela ny helokao, anaka!
«Nahoana no miteny toy izany ilay ity? Manevateva an’Andriamanitra! Iza no mahavela heloka afa-tsy Andriamanitra irery ihany?»
Tsikaritr’i Jesoa izany ka hoy Izy taminy: –Nahoana ianareo no miady hevitra ny amin’ny tsy nitondranareo mofo? Mbola tsy takatrareo ary tsy fantatrareo foana ve? Fa dia mafy fo ve ianareo?
sy feno avonavona rehetra, izay atsangana hanohitra ny fahalalana an’Andriamanitra; ary babonay hanaiky an’i Kristy ny olona rehetra mahitsy fieritreretana.