Ary satria fiomanana tamin’izay, dia nangatahin’ny manampahefana jiosy tamin’i Pilato ny hanapahana ny ranjon’ireo voahombo sy hanesorana ny fatiny mba tsy hisy tavela eo amin’ny hazofijaliana ny andro sabata, satria andro lehibe izany sabata izany.
Marka 15:42 - DIEM PROTESTANTA Efa hariva ny andro no tonga i Jôsefa avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia. Lehilahy manan-kaja tao amin’ny Fitsarana ambony izy sady fatra-piandry ny Fanjakàn’Andriamanitra. Andro fiomanana tamin’io, izany hoe andro mialoha ny sabata; koa lasa i Jôsefa niditra tamim-pahasahiana tao an-tranon’i Pilato ary nangataka ny vatan’i Jesoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony hariva ny andro, satria andro fiomanana, dia ny andro alohan’ny Sabata, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Efa hariva ny andro no tonga i Jôsefa avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia. Lehilahy manan-kaja tao amin’ny Fitsarana ambony izy sady fatra-piandry ny Fanjakàn’Andriamanitra. Andro fiomanana tamin’io, izany hoe andro mialoha ny sabata; koa lasa i Jôsefa niditra tamim-pahasahiana tao an-tranon’i Pilato ary nangataka ny vatan’i Jesoa. Baiboly Katolika Ary nony hariva ny andro, satria andro Fiomanana, izany hoe andro mialoha ny sabata. Baiboly Protestanta Malagasy ARY nony hariva (satria andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan’ny Sabata), Malagasy Bible Ary nony hariva (satria andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan'ny Sabata), La Bible en Malgache Nony hariva ny andro, satria andro fiomanana, dia ny andro alohan’ny Sabata*, |
Ary satria fiomanana tamin’izay, dia nangatahin’ny manampahefana jiosy tamin’i Pilato ny hanapahana ny ranjon’ireo voahombo sy hanesorana ny fatiny mba tsy hisy tavela eo amin’ny hazofijaliana ny andro sabata, satria andro lehibe izany sabata izany.
Rehefa avy nahatanteraka izay rehetra nambaran’ny Soratra Masina momba Azy ry zareo, dia nesorina teo amin’ny hazofijaliana Izy ary nalevina tao am-pasana.