Dia nitsangana ny mpisorombe ary niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy mamaly na inona na inona ve Ianao? Inona no iampangan’ireo Anao?
Marka 15:4 - DIEM PROTESTANTA ka nanontany Azy indray i Pilato nanao hoe: –Tsy mamaly akory ve Ianao? He ireto zavatra maro iampangany Anao! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanontany Azy indray i Pilato hoe: Tsy manan-kavaly akory va Ianao? E izao hamaroan’ny zavatra iampangan’izy ireo Anao izao! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka nanontany Azy indray i Pilato nanao hoe: –Tsy mamaly akory ve Ianao? He ireto zavatra maro iampangany Anao! Baiboly Katolika ka nanontany Azy indray i Pilaty nanao hoe: «Tsy mamaly akory va ianao? He izato hamaroan’ny zavatra iampangany Anao!» Baiboly Protestanta Malagasy Ary Pilato dia nanontany Azy indray hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? He! izao hamaroan’ny zavatra iampangany Anao izao! Malagasy Bible Ary Pilato dia nanontany Azy indray hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? He! izao hamaroan'ny zavatra iampangany Anao izao! La Bible en Malgache Dia nanontany Azy indray i Pilato hoe: Tsy manan-kavaly akory va Ianao? E izao hamaroan’ny zavatra iampangan’izy ireo Anao izao! |
Dia nitsangana ny mpisorombe ary niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy mamaly na inona na inona ve Ianao? Inona no iampangan’ireo Anao?
Tamin’izay i Pilato dia niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy renao ve izany zavatra maro iampangany Anao izany?
Ka hoy i Pilato taminy: –Izaho ve no tsy itenenanao? Tsy fantatrao angaha fa sady manana fahefana handefa Anao aho, no manana fahefana hampanombo Anao amin’ny hazofijaliana koa?