Hatramin’ny mitataovovonana dia nanomboka rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.
Marka 15:25 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny sivy maraina no nanomboana an’i Jesoa tamin’ny hazofijaliana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny sivy maraina no nanomboana an’i Jesoa tamin’ny hazofijaliana. Baiboly Katolika Ary tamin’ny ora fahatelo no namantsihana Azy tamin’ny Hazofijaliana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana. Malagasy Bible Ary tamin'ny ora fahatelo no nanomboany tamin'ny hazo fijaliana. La Bible en Malgache Tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana. |
Hatramin’ny mitataovovonana dia nanomboka rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.
Tamin’ny mitataovovonana, dia rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.
Ary tamin’ny telo tolakandro i Jesoa dia niantso tamin’ny feo mahery nanao hoe: –Elôỳ, Elôỳ, lemà sabaktàny? (izany hoe raha adika: «Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia nilaozanao Aho?»)
Tamin’ny mitataovovonana teo ho eo, dia takona ny masoandro ka rakotra haizina ny faritany manontolo ary naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany. Nitriatra nizara roa kosa ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina tao an-tempoly.
Andro fiomanana amin’ny Paska tamin’izay, tokony ho tamin’ny mitataovovonana. Ary hoy i Pilato tamin’ny Jiosy: –Indro ny Mpanjakanareo!
Tsy mamo velively araka ny fieritreretanareo akory ireo olona ireo, satria vao amin’ny sivy maraina izao.