Tamin’ny fahatairako no nilazako hoe: «Indro aho voaroaka tsy ho eo imasonao.» Kanjo nohenoinao ny fitalahoako, rehefa niantso vonjy taminao aho.
Marka 12:23 - DIEM PROTESTANTA Amin’ny fitsanganan’ny maty àry, [raha hitsangana velona tokoa ny maty], mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy ireo moa no ho vadin-dRavehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Amin’ny fitsanganan’ny maty àry, [raha hitsangana velona tokoa ny maty], mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy? Baiboly Katolika Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, rehefa tafatsangana izy ireo, iza no ho vadin-dravehivavy, fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?» Baiboly Protestanta Malagasy Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, ho vadin’iza moa ravehivavy, satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy? Malagasy Bible Koa amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza moa ravehivavy, satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy? La Bible en Malgache Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy ireo moa no ho vadin-dRavehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy. |
Tamin’ny fahatairako no nilazako hoe: «Indro aho voaroaka tsy ho eo imasonao.» Kanjo nohenoinao ny fitalahoako, rehefa niantso vonjy taminao aho.
Dia samy tsy nisy namela solofo izy fito mirahalahy. Taorian’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
Dia hoy i Jesoa tamin’ireo Tsadoseanina: –Tsy izany tokoa ve no mahadiso hevitra anareo, fa tsy misy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra?