efa nivaona niala tamin’ny fampianarana marim-pototra izy roa lahy sady manimba ny finoan’ny sasany, raha milaza fa zavatra efa tanteraka sahady ny fitsanganantsika ho velona.
Marka 12:18 - DIEM PROTESTANTA Ireo Tsadoseanina, izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty ho velona, dia mba nisy nanatona an’i Jesoa ka nanontany Azy hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nisy Sadoseo tonga teo Aminy izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo Tsadoseanina, izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty ho velona, dia mba nisy nanatona an’i Jesoa ka nanontany Azy hoe: Baiboly Katolika Dia ny Sadoseanina izay mandà ny fitsanganan’ny maty kosa indray no nankeo aminy ka nanontany Azy hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty, dia nisy sasany tonga teo aminy ka nanontany Azy hoe: Malagasy Bible Ary ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, dia nisy sasany tonga teo aminy ka nanontany Azy hoe: La Bible en Malgache Ary nisy Sadoseo* tonga teo Aminy izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe: |
efa nivaona niala tamin’ny fampianarana marim-pototra izy roa lahy sady manimba ny finoan’ny sasany, raha milaza fa zavatra efa tanteraka sahady ny fitsanganantsika ho velona.