Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky?
Marka 11:6 - DIEM PROTESTANTA Dia novaliany araka ny nanafaran’i Jesoa azy, ka navelan’ny olona. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nilaza taminy araka izay nolazain’i Jesosy taminy izy ireo ka navelan’ny olona handeha. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia novaliany araka ny nanafaran’i Jesoa azy, ka navelan’ny olona. Baiboly Katolika Fa novaliany araka ny nandidian’ny Tompo azy izy ireo, ka namela azy hoentiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izy nilaza taminy araka izay nolazain’i Jesosy taminy, dia navelan’ny olona handeha izy. Malagasy Bible Ary izy nilaza taminy araka izay nolazain'i Jesosy taminy, dia navelan'ny olona handeha izy. La Bible en Malgache Dia nilaza taminy araka izay nolazain’i Jesosy taminy izy ireo ka navelan’ny olona handeha. |
Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky?
Nentin’izy roa lahy nankeo amin’i Jesoa ilay zana-boriky, ka nametrahan’ny mpianatra rehetra ny lambany teo amboniny ary dia nitaingenan’i Jesoa.