Izaho kosa milaza aminareo hoe: izay lehilahy manary ny vadiny, afa-tsy noho ny fifandraisana mamoafady, dia mandrisika azy hanitsakitsa-bady; ary izay lehilahy hampakatra vehivavy nariana dia maka vadin’olona.
Marka 10:12 - DIEM PROTESTANTA Ary raha ny vavy no manary ny vadiny ka manambady lehilahy hafa, dia manitsakitsaka ny vadiny teo aloha. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha ny vehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa dia mijangajanga izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary raha ny vavy no manary ny vadiny ka manambady lehilahy hafa, dia manitsakitsaka ny vadiny teo aloha. Baiboly Katolika ary raha ny vavy koa no misaotra ny lahy ka manambady hafa, dia mijangajanga.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy. Malagasy Bible Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy. La Bible en Malgache Ary raha ny vehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa dia mijangajanga izy. |
Izaho kosa milaza aminareo hoe: izay lehilahy manary ny vadiny, afa-tsy noho ny fifandraisana mamoafady, dia mandrisika azy hanitsakitsa-bady; ary izay lehilahy hampakatra vehivavy nariana dia maka vadin’olona.
fa raha sendra misaraka amin’ny lahy izy, dia aoka tsy hanambady intsony, na aoka hody amin’ny vadiny. Ary ny lehilahy kosa, aoka tsy hanary vady.
ary raha misy vehivavy kristianina manambady lehilahy tsy mpino, ka te hiara-mitoetra aminy ralehilahy, dia aoka izy tsy hanary an-dralehilahy.