Levitikosy 7:3 - DIEM PROTESTANTA Hatolotra avokoa ny tavin-kena rehetra: dia ny hofany, ny safodrorohany sy ny jaboran-tsinainy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Haterina avokoa ny hofany sy ny jaborany rehetra, dia ny jabora mandrakotra ny taovany rehetra sy ny jaboran-tsinainy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hatolotra avokoa ny tavin-kena rehetra: dia ny hofany, ny safodrorohany sy ny jaboran-tsinainy, Baiboly Katolika Hatolotra daholo ny saborany, ny hofany, ny sabora saron-tsinainy, Baiboly Protestanta Malagasy Ary dia hateriny avokoa ny hofany sy ny saborany rehetra, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy Malagasy Bible Ary dia hateriny avokoa ny hofany sy ny saborany rehetra, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy La Bible en Malgache Haterina avokoa ny hofany sy ny jaborany rehetra, dia ny jabora mandrakotra ny taovany rehetra sy ny jaboran-tsinainy, |
Ianao irery tokoa no nanotako, ny ratsy eo imasonao no nataoko; hany ka ara-drariny Ianao raha miteny, ary tsy omen-tsiny raha manadidy.
Aza haninareo manta na hahandroina ny hena, fa atsatsiho amin’ny afo manontolo miaraka amin’ny lohany sy ny tongony ary ny taovany.
Halainao ny sabora izay mandrakotra ny tsinainy mbamin’ny saron’atiny ary ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, dia hodoranao eo ambony alitara avokoa.
io feny ankavanana io dia ho anjaran’izay iray amin’ny taranak’i Aharôna hanolotra ny ra aman-tavin-kenan’ny sorom-pihavanana,