Eksodosy 29:13 - DIEM PROTESTANTA13 Halainao ny sabora izay mandrakotra ny tsinainy mbamin’ny saron’atiny ary ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, dia hodoranao eo ambony alitara avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 dia alao ny jabora mandrakotra ny taovany rehetra sy ny ila atiny lehibe ary ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ka doroy eo ambonin’ny alitara ireo ho fofona; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Halainao ny sabora izay mandrakotra ny tsinainy mbamin’ny saron’atiny ary ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, dia hodoranao eo ambony alitara avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony ôtely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ary alao ny safo-drorohany rehetra sy ny ila-atiny lehibe ary ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, ka dory ho fofona eo ambonin’ny alitara; Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ary alao ny safo-drorohany rehetra sy ny ila-atiny lehibe ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, ka dory ho fofona eo ambonin'ny alitara; Jereo ny toko |
Hoesoriny avokoa ny tavin-kena rehetra toy ny fanesorana azy amin’ny ondry atao sorom-pihavanana; dia hodorany hanetona eo ambonin’ny alitara izany, miaraka amin’ny sorona levonina amin’ny afo mba ho an’ny TOMPO. Ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana, dia voavela ny otany.