Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Josoa 19:47 - DIEM PROTESTANTA

Nony tsy voatanan’ny Danita io faritany io, dia nianavaratra ireo ka niady tamin’i Lesema. Nalainy ny tanàna ary naringany tamin’ny sabatra ny mponina tao; lasany tanteraka i Lesema ka nipetrahany. Ary i Lesema dia nantsoiny hoe Dana, araka ny anaran’i Dana razambeny.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny sisintanin’ny taranak’i Dana dia nandroso nihoatra ireo; fa niakatra ny taranak’i Dana, dia niady tamin’i Lesema ka naharesy azy ary namely azy tamin’ny lelan-tsabatra ka nahazo azy, dia nitoetra teo; ary ny anaran’i Lesema nataony hoe Dana araka ny anaran’i Dana rainy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony tsy voatanan’ny Danita io faritany io, dia nianavaratra ireo ka niady tamin’i Lesema. Nalainy ny tanàna ary naringany tamin’ny sabatra ny mponina tao; lasany tanteraka i Lesema ka nipetrahany. Ary i Lesema dia nantsoiny hoe Dana, araka ny anaran’i Dana razambeny.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Nitatra ho eo ivelan’ny azy ireo ny faritanin’ny taranak’i Dana; fa niakatra niady tamin’i Lesema ny taranak’i Dana, ka nahafaka azy sy namely azy tamin’ny lelan-tsabatra, ka nahazo azy sy nanorim-ponenana tao, ary niantso azy hoe Dana, rain’izy ireo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny fari-tanin’ny taranak’i Dana dia nandroso nihoatra ireo; fa niakatra ny taranak’i Dana, dia niady tamin’i Lesema ka nahafaka azy ary namely azy tamin’ny lelan-tsabatra ka nahazo azy, dia nitoetra teo; ary ny anaran’i Lesema nataony hoe Dana araka ny anaran’i Dana rainy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny fari-tanin'ny taranak'i Dana dia nandroso nihoatra ireo; fa niakatra ny taranak'i Dana, dia niady tamin'i Lesema ka nahafaka azy ary namely azy tamin'ny lelan-tsabatra ka nahazo azy, dia nitoetra teo; ary ny anaran'i Lesema nataony hoe Dana araka ny anaran'i Dana rainy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny sisintanin’ny taranak’i Dana dia nandroso nihoatra ireo; fa niakatra ny taranak’i Dana, dia niady tamin’i Lesema ka naharesy azy ary namely azy tamin’ny lelan-tsabatra ka nahazo azy, dia nitoetra teo; ary ny anaran’i Lesema nataony hoe Dana araka ny anaran’i Dana rainy.

Jereo ny toko



Josoa 19:47
6 Rohy Ifampitohizana  

ka tonga tany Gilehada tao amin’ny tanin’i Tahitîma-Hôdsy, dia nipaka tany Dana-Jahàna sy ny manodidina hatrany Tsidôna.


Ny amin’ny taranak’i Dana, dia hoy i Mosesy hoe: «Ny fokon’i Dana dia tahaka ny vanton-diona izay miantoraka avy ao Basàna.»


ary i Rakôna; ao koa ny ranon’i Jarkôna sy ny tany manodidina an’i Jafao.


Ireo tanàn-dehibe ireo samy miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny foko danita ho an’ireo tarika ao anatiny.