Dia hoy izy: «Tsy misy dikany amiko ireo tanàna nomenao ahy ireo, ry Salômôna rahalahiko». Izany no mbola anaovana izany faritra izany mandraka androany hoe «Tany Kabòla».
Josoa 19:27 - DIEM PROTESTANTA Ny sisin-tany, lafy atsinanana, dia mitodika ho any Bety-Dagôna ka mifandray amin’ny tanin’i Zebolòna sy mihazo ny lohasahan’i Jiftahela ary mianavaratra mankany Bety-Hemeka sy Nohiela. Avy eo mandalo amin’ireto tanàn-dehibe ireto: dia i Kabela, i Misala, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy eo mitodika miantsinanana ho any Bety-Dagona, mihatra amin’i Zebolona, ny lohasaha Jifta-Ela any avaratra, i Bety-Emeka, i Neiela, mihatra amin’i Kabola eo ankavia, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny sisin-tany, lafy atsinanana, dia mitodika ho any Bety-Dagôna ka mifandray amin’ny tanin’i Zebolòna sy mihazo ny lohasahan’i Jiftahela ary mianavaratra mankany Bety-Hemeka sy Nohiela. Avy eo mandalo amin’ireto tanàn-dehibe ireto: dia i Kabela, i Misala, Baiboly Katolika dia niolaka mankany Bety-Dagôna, nipaka tamin’i Zabolôna sy ny lohasaha Jeftahela eo avaratr’i Bety-Emeka sy i Nahiela ary nihatra tamin’ny tanin’i Kabola, eo ankavia, Baiboly Protestanta Malagasy dia nitodika niantsinanana ho any Beti-dagona ka nihatra any Zebolona sy ny lohasaha Jifta-ela any avaratra sy Bet-emeka sy Neiela, ka dia nihatra any Kabola eo ankavia Malagasy Bible dia nitodika niantsinanana ho any Beti-dagona ka nihatra any Zebolona sy ny lohasaha Jifta-ela any avaratra sy Bet-emeka sy Neiela, ka dia nihatra any Kabola eo ankavia La Bible en Malgache avy eo mitodika miantsinanana ho any Bety-Dagona, mihatra amin’i Zebolona, ny lohasaha Jifta-Ela any avaratra, i Bety-Emeka, i Neiela, mihatra amin’i Kabola eo ankavia, |
Dia hoy izy: «Tsy misy dikany amiko ireo tanàna nomenao ahy ireo, ry Salômôna rahalahiko». Izany no mbola anaovana izany faritra izany mandraka androany hoe «Tany Kabòla».
i Gederôta, i Bety-Dagôna, i Nahamà, ary i Makedà; izany hoe tanàna 16 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.
Any avaratra dia mihodidina an’i Hanatôna ny sisin-tany ka miafara ao amin’ny lohasahan’i Jiftahela.
i Alameleka, i Hamehada ary i Misala. Ny sisin-tany, lafy andrefana dia mipaka amin’ny tendrombohitra Karmela sy amin’ny lohasahan-driaka Sihôra-Libnata.
Dia nalainy ny Vatamasina ka nampidiriny tao amin’ny tempolin’i Dagôna andriamaniny ary napetrany teo anilan’ny sarivongan’i Dagôna.