Taorian’ny nandresen’ny Israelita ilay tany, dia nivory tao Silao ny fiangonana israelita tsivakivolo ka tao no nananganany ny Tranolay fihaonana amin’Andriamanitra.
Josoa 18:2 - DIEM PROTESTANTA Ary mbola nisy foko fito tsy mbola nahazo ny zarataniny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nisy foko fito tamin’ny Zanak’Israely anefa tsy mbola nahazo ny lovany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary mbola nisy foko fito tsy mbola nahazo ny zarataniny. Baiboly Katolika Fito ny foko sisa tsy mbola nahazo ny lovany tamin’ny fokon’ny zanak’i Israely. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy firenena fito tamin’ny Zanak’Isiraely tsy mbola nahazo ny lovany. Malagasy Bible Ary nisy firenena fito tamin'ny Zanak'Isiraely tsy mbola nahazo ny lovany. La Bible en Malgache Nisy foko fito tamin’ny Zanak’Israely anefa tsy mbola nahazo ny lovany. |
Taorian’ny nandresen’ny Israelita ilay tany, dia nivory tao Silao ny fiangonana israelita tsivakivolo ka tao no nananganany ny Tranolay fihaonana amin’Andriamanitra.
Ka hoy i Josoa tamin’ireo Israelita ireo: –Mandra-pahoviana no hiandrasanareo tsy handeha handray ny tany izay nomen’ny TOMPO Andriamanitry ny razanareo anareo?