Josoa 17:17 - DIEM PROTESTANTA
Fa hoy i Josoa tamin’ny taranak’i Jôsefa, dia ny fokon’i Efraîma sy ny antsasa-pokon’i Manase tany andrefana: –Vahoaka marobe sady matanjaka tokoa ianareo, ka tsy anjara iray ihany no ho anareo.
Jereo ny toko
Dia hoy i Josoa tamin’ny taranak’i Josefa, dia i Efraima sy i Manase: Firenena lehibe ianao ka mahery indrindra; tsy anjara iray ihany no ho azonao

Izao no navalin’i Jôsoe ny fianakavian’i Josefa, dia i Efraima sy i Manase: «Vahoaka be ianao; ka be hery koa; dia tsy anjara iray ihany no anao;
Jereo ny toko
Dia hoy Josoa tamin’ny taranak’i Josefa, dia Efraima sy Manase: Firenena lehibe hianao ka mahery indrindra: tsy anjara iray ihany no ho azonao, fa tany havoana koa; fa ala izany ka tevezo, dia ho anao ny antsisiny: fa handroaka ny Kananita hianao, na dia manana kalesy vy aza izy ireo sady mahery.
Jereo ny toko
Dia hoy Josoa tamin'ny taranak'i Josefa, dia Efraima sy Manase: Firenena lehibe ianao ka mahery indrindra: tsy anjara iray ihany no ho azonao, fa tany havoana koa; fa ala izany ka tevezo, dia ho anao ny an-tsisiny: fa handroaka ny Kananita ianao, na dia manana kalesy vy aza izy ireo sady mahery.
Jereo ny toko
Dia hoy i Josoa tamin’ny taranak’i Josefa, dia i Efraima sy i Manase: Firenena lehibe ianao ka mahery indrindra; tsy anjara iray ihany no ho azonao
Jereo ny toko