ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.
Josoa 16:8 - DIEM PROTESTANTA Eo andrefan’i Mikmetata kosa dia mihodina mankany Tapoa, manaraka ny reniranon’i Kanà, ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea. Izany no zaratany nomena ireo tarika ao anatin’ny fokon’i Efraîma, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Avy ao Tapoa, ny sisintany dia miantoraka mankany andrefana hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Kana ka mihatra amin’ny ranomasina. Izany no lovan’ny foko taranak’i Efraima araka ny fianakaviany avy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Eo andrefan’i Mikmetata kosa dia mihodina mankany Tapoa, manaraka ny reniranon’i Kanà, ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea. Izany no zaratany nomena ireo tarika ao anatin’ny fokon’i Efraîma, Baiboly Katolika Avy eo Tafohà dia nandroso any amin’ny lafiny andrefana ho any amin’ny ranomasina. Izany no lovan’ny taranak’i Efraima araka ny fianakaviany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hatrany Tapoa dia niankandrefana ny fari-tany hatramin’ny lohasahan-driak’i Kana, ka dia nihatra tamin’ny ranomasina. Izany no lovan’ny firenena taranak’i Efraima araka ny fokony, Malagasy Bible Ary hatrany Tapoa dia niankandrefana ny fari-tany hatramin'ny lohasahan-driak'i Kana, ka dia nihatra tamin'ny ranomasina. Izany no lovan'ny firenena taranak'i Efraima araka ny fokony, La Bible en Malgache Avy ao Tapoa, ny sisintany dia miantoraka mankany andrefana hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Kana ka mihatra amin’ny ranomasina. Izany no lovan’ny foko taranak’i Efraima araka ny fianakaviany avy, |
ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.
Ny anjara tany amam-ponenan’ny taranak’i Efraîma dia ireto avy: i Betela mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy; i Naharà, teo atsinanana; i Gezera mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy, tao andrefana; i Sekema mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy, hatrany Haià mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.
miampy ireo tanàna sy zana-bohitra notsongaina teo anivon’ny zara tanin’ny fokon’i Manase.
Ny velaran-tanin’i Manase dia mahafaoka hatreo Asera ka hatrany Mikmetata, any atsinanan’i Sekema; avy eo dia midina mianatsimo any amin’ny mponin’i Haîna-Tapoa.