Joela 1:4 - DIEM PROTESTANTA
Izay tsy lanim-panday, hanim-balala; izay tsy lanim-balala, hanim-boangory; ary izay tsy lanim-boangory, hanin-kijeja.
Jereo ny toko
Izay sisan’ny kijeja dia nohanin’ny koraika; ary izay sisan’ny koraika dia nohanin’ny valalavao; ary izay sisan’ny valalavao dia nohanin’ny sompanga.
Jereo ny toko
Izay tsy lanim-panday, hanim-balala; izay tsy lanim-balala, hanim-boangory; ary izay tsy lanim-boangory, hanin-kijeja.
Jereo ny toko
Ny sisan’ny Gazàna nohanin’ny valala; ny sisan’ny valala nohanin’ny ieleka ny sisan’ny ieleka nohanin’ny kasila.
Jereo ny toko
Izay sisan’ny kijeja dia nohanin’ny koraika; Ary izay sisan’ny koraika dia nohanin’ny valalavao: Ary izay sisan’ny valalavao dia nohanin’ny sompanga.
Jereo ny toko
Izay sisan'ny kijeja dia nohanin'ny koraika; Ary izay sisan'ny koraika dia nohanin'ny valalavao: Ary izay sisan'ny valalavao dia nohanin'ny sompanga.
Jereo ny toko
Izay sisan’ny kijeja dia nohanin’ny koraika; ary izay sisan’ny koraika dia nohanin’ny valalavao; ary izay sisan’ny valalavao dia nohanin’ny sompanga.
Jereo ny toko