Mamangy anareo atỳ Rôma aho, dia ianareo rehetra malalan’Andriamanitra sy nantsoiny ho vahoakany. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!
Joda 1:2 - DIEM PROTESTANTA Hampitomboina ao aminareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hampitomboina ho anareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hampitomboina ao aminareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana! Baiboly Katolika ho feno anie ny famindram-po sy fiadanana ary ny fitiavana nomena anareo. Baiboly Protestanta Malagasy hampitomboina ho anareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana. Malagasy Bible hampitomboina ho anareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny fitiavana. La Bible en Malgache Hampitomboina ho anareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana! |
Mamangy anareo atỳ Rôma aho, dia ianareo rehetra malalan’Andriamanitra sy nantsoiny ho vahoakany. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!
Ary fiadanana sy famindrampo avy amin’Andriamanitra no ao amin’izay rehetra hanaraka io fitsipika io, izany hoe ao amin’ilay Israely vahoakan’Andriamanitra.
Mamangy anao aho, ry Timôty, dia ianao izay tena zanako ao amin’ny finoana. Ho aminao anie ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Kristy Tompontsika!
Voafidy araka ny efa voatendrin’Andriamanitra Ray ianareo ary voatokana ho Azy noho ny asan’ny Fanahy Masina, mba hanaiky an’i Jesoa Kristy sy hanana anjara amin’ny famafazana ny rany. Hampitomboina ao aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana!
Hampitomboina ao aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana, vokatry ny fahalalana tsara an’Andriamanitra sy i Jesoa Tompontsika!