Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Jeremia 18:1 - DIEM PROTESTANTA

Nisy baiko avy amin’ny TOMPO ho an’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nisy baiko avy amin’ny TOMPO ho an’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ny teny nataon’i Iaveh tamin’i Jeremia, toy izao:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

IZAO no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’i Jehovah:

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah:

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:

Jereo ny toko



Jeremia 18:1
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Elià nanao hoe:


Oadray ity hadalànareo e! Ny mpanefy ve hoheverinareo hitovy amin’ny tanimanga? Ny taozavatra ve hanao amin’ny mpanao azy hoe: «Tsy ianao no nanao ahy»? na ny fanaka bakoly hilaza amin’ny mpanefy azy hoe: «Tsy misy zavatra hainao akory»?


Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy manokana ny andro sabata ho Ahy fa mbola mitondra entana mandalo amin’ireo vavahadin’i Jerosalema ireo amin’ny andro sabata ihany, dia handrehetako afo ao anaty tanàna; ka handevona ireo tranony tsara tarehy izany afo izany sady tsy ho faty.»


–Mitsangàna, ary midîna any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, fa any no hampandrenesako anao ny teniko.