Isaia 5:3 - DIEM PROTESTANTA Koa hoy ilay sakaizako hoe: «Ankehitriny, ry mponin’i Jerosalema sy ianareo olona eto Joda, mba tsaraonareo Aho sy ny voaloboko. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin’ny Joda, miangavy anareo aho, tsarao Aho sy ny tanim-boaloboko! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa hoy ilay sakaizako hoe: «Ankehitriny, ry mponin’i Jerosalema sy ianareo olona eto Joda, mba tsaraonareo Aho sy ny voaloboko. Baiboly Katolika Ary izao kosa, ry mponina ao Jerosalema, sy olona any Jodà, masìna ianareo, tsarao Aho, sy ny tanimboaloboko! Baiboly Protestanta Malagasy Koa noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin’ny Joda, Masìna hianareo, tsarao Aho sy ny tanimboaloboko. Malagasy Bible Koa noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin'ny Joda, Masìna ianareo, tsarao Aho sy ny tanim-boaloboko. La Bible en Malgache Noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin’ny Joda, miangavy anareo aho, tsarao Aho sy ny tanim-boaloboko! |
Inona indray moa no mbola tokony hataoko amin’izany voaloboko izany ka tsy efa nataoko taminy? Nanantena azy hamoa voaloboka tsara aho ka nahoana no namoa voalobo-dratsy izy?
Maditra ianao ary tsy mety mamerina ny fonao aminy, ka dia fahatezeran’Andriamanitra no avosanao ho an’ny tenanao. Fa ho avy ny andro hampisehoan’Andriamanitra ny fahatezerany sy hitsarany an-karihary ny olombelona ara-drariny,
Sanatria! Fa tsy maintsy azo antoka Andriamanitra na dia mpandainga avokoa aza ny olona, araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Hoekena ho marina Ianao raha miteny, ary handresy lahatra raha alaina am-bava!»