Niraisan’i Adama i Eva vadiny, ka nitoe-jaza. Dia niteraka an’i Kaina izy, ary nanao hoe: «Nahazo zazalahy noho ny amin’ny TOMPO aho.»
Hosea 1:3 - DIEM PROTESTANTA Dia nandeha naka an’i Gômera zanakavavin’i Diblaîma i Hôsea; ary nitoe-jaza taminy ravehivavy ka niteraka zazalahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia lasa izy naka an’i Gomera, zanakavavin’i Diblaima. Ary nanana anaka Ravehivavy ka nitera-dahy taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nandeha naka an’i Gômera zanakavavin’i Diblaîma i Hôsea; ary nitoe-jaza taminy ravehivavy ka niteraka zazalahy. Baiboly Katolika Dia nandeha izy, naka an’i Gômera, zanaka vavin’i Debelaïma, ary nanana anaka ravehivavy, ka nitera-dahy taminy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia lasa izy naka an’i Gomera, zanakavavin’i Diblaima; ary dia nanan-anaka ravehivavy ka nitera-dahy taminy. Malagasy Bible Dia lasa izy naka an'i Gomera, zanakavavin'i Diblaima; ary dia nanan'anaka ravehivavy ka nitera-dahy taminy. La Bible en Malgache Dia lasa izy naka an’i Gomera, zanakavavin’i Diblaima. Ary nanana anaka Ravehivavy ka nitera-dahy taminy. |
Niraisan’i Adama i Eva vadiny, ka nitoe-jaza. Dia niteraka an’i Kaina izy, ary nanao hoe: «Nahazo zazalahy noho ny amin’ny TOMPO aho.»
I Ôhôlà no anaran’ny zokiny ary i Ôhôliba no anaran’ny zandriny. Ny voalohany dia manondro an’i Samaria fa ity faharoa kosa manondro an’i Jerosalema. Samy nalaiko ho vady izy roa, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy ho ahy.