Indro Aho hahatonga safo-drano lehibe mba hamongorana izay rehetra manana aina atỳ ambany lanitra, ka ho levona avokoa izay rehetra eny ambonin’ny tany.
Genesisy 7:10 - DIEM PROTESTANTA Nony afaka herinandro dia safotry ny ranobe ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa afaka hafitoana dia tonga tetỳ ambonin’ny tany ny safodrano. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony afaka herinandro dia safotry ny ranobe ny tany. Baiboly Katolika Ary nony afaka fito andro dia nibosasaka teto ambonin’ny tany ny safodrano. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa afaka hafitoana, dia tonga tambonin’ny tany ny safo-drano. Malagasy Bible Ary rehefa afaka hafitoana, dia tonga tambonin'ny tany ny safo-drano. La Bible en Malgache Rehefa afaka hafitoana dia tonga tetỳ ambonin’ny tany ny safodrano. |
Indro Aho hahatonga safo-drano lehibe mba hamongorana izay rehetra manana aina atỳ ambany lanitra, ka ho levona avokoa izay rehetra eny ambonin’ny tany.
Fa herinandro sisa dia hampilatsaka ranonorana mandritra ny efapolo andro sy efapolo alina amin’ny tany Aho, ka hofoanako eo amin’ny velaran’ny tany ireo zava-mananaina rehetra nataoko.
dia tonga tsiroaroa, lahy sy vavy, nankao amin’i Noà tao amin’ny sambofiara araka izay efa nandidian’Andriamanitra an’i Noà.
Nihinana sy nisotro ary nampaka-bady sy nampakarina ny olona tamin’izay, mandra-pigadon’ny andro nidiran’i Noà tanatin’ny sambofiara: tonga ny safodrano ary nandringana azy rehetra.