Genesisy 5:8 - DIEM PROTESTANTA Nisy 912 taona ny andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa amby folo sy sivinjato taona; dia maty izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy 912 taona ny andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy. Baiboly Katolika Roa ambin’ny folo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa ambin’ny folo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Malagasy Bible Ary ny andro rehetra niainan'i Seta dia roa ambin'ny folo amby sivin-jato taona; dia maty izy; La Bible en Malgache Ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa amby folo sy sivinjato taona; dia maty izy. |
Taorian’ny nahaterahan’i Enôsa, dia mbola velona nandritra ny 807 taona i Seta, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.