Raha nandalo ireo lehilahy midianita mpivarotra, dia nakariny avy tao an-davaka i Jôsefa ary namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita izay nitondra azy nankany Ejipta.
Genesisy 45:4 - DIEM PROTESTANTA Ka hoy indray i Jôsefa tamin’ireo rahalahiny: –Avia manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy koa i Jôsefa hoe: –Izaho no Jôsefa rahalahinareo izay namidinareo mba hoentina aty Ejipta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo! Dia nanatona ry zareo. Ary hoy i Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Ejipta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka hoy indray i Jôsefa tamin’ireo rahalahiny: –Avia manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy koa i Jôsefa hoe: –Izaho no Jôsefa rahalahinareo izay namidinareo mba hoentina aty Ejipta. Baiboly Katolika Ary i Josefa nanao tamin’ny rahalahiny hoe: «Manatòna eto amiko ianareo,» dia nanatona izy, ka hoy izy: «Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho aty Ejipta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy hianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Egypta. Malagasy Bible Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Egypta. La Bible en Malgache Dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo! Dia nanatona ry zareo. Ary hoy i Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Ejipta. |
Raha nandalo ireo lehilahy midianita mpivarotra, dia nakariny avy tao an-davaka i Jôsefa ary namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita izay nitondra azy nankany Ejipta.
Tonga tany amin’i Jôsefa rahateo koa ireto rahalahiny ka niankohoka teo anatrehany sady nilaza hoe: –Indreto izahay ho mpanomponao.
Avy hatrany anefa dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Mahereza, fa Izaho ity; aoka izay ny tahotra!
Nialona an’i Jôsefa ireo razambe rahalahiny ka nivarotra azy ary nahatonga azy ho andevo tany Ejipta. Kanefa nombàn’Andriamanitra i Jôsefa,
Dia hoy i Saoly: –Iza moa Ianao, Tompoko? Ary ilay feo namaly hoe: –Izaho no i Jesoa, Ilay enjehinao.