ka mianiàna amin’ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra sy ny tany ianao fa tsy haka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita izay miara-monina amiko.
Genesisy 28:8 - DIEM PROTESTANTA Hitan’i Hesao kosa tamin’izay fa tsy nahafaly an’i Itsehàka rainy ireo zazavavy kanahanita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary satria hitan’i Esao tokoa fa ratsy teo imason’Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hitan’i Hesao kosa tamin’izay fa tsy nahafaly an’i Itsehàka rainy ireo zazavavy kanahanita. Baiboly Katolika Hitan’i Esao fa tsy tian’Isaaka rainy ny zanaka vavin’i Kanaana, Baiboly Protestanta Malagasy ary hitan’i Esao fa efa ratsy teo imason’Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita: Malagasy Bible ary hitan'i Esao fa efa ratsy teo imason'Isaka rainy ny zanakavavin'ny Kananita: La Bible en Malgache Ary satria hitan’i Esao tokoa fa ratsy teo imason’Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita, |
ka mianiàna amin’ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra sy ny tany ianao fa tsy haka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita izay miara-monina amiko.
Ary hoy i Rebèka tamin’i Itsehàka: –Efa mankaleo ahy mihitsy ny fiainako noho ny afitsok’ireto vinantovavy hetita ireto. Raha hanambady zazavavy tompon-tany toy ireo i Jakôba, dia aleoko maty!
Dia niantso an’i Jakôba i Itsehàka, ary nanao veloma azy sady nanafatrafatra hoe: –Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita.
Fa tsy nahafaly an’i Samoela izany nangatahan’izy ireo mpanjaka ho azy izany; koa dia nivavaka tamin’ny TOMPO izy.