Rehefa feno efapolo taona izy dia nanambady an’i Rebekà, anabavin’i Labàna sady zanakavavin’i Betoela izay Aramianina tao Padàna-Arama.
Genesisy 28:6 - DIEM PROTESTANTA Ary hitan’i Hesao fa nanao veloma an’i Jakôba i Itsehàka sady efa nandefa azy haka vady any Mezôpôtamia ambony; ary teo am-panaovam-beloma dia nanafatrafatra azy izy mba tsy hanambady zazavavy kanahanita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hitan’i Esao fa efa nitsodrano an’i Jakoba Isaka ka nampandeha azy ho any Padana-Arama haka vady any; hitany koa fa rehefa nitsodrano azy izy dia namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hitan’i Hesao fa nanao veloma an’i Jakôba i Itsehàka sady efa nandefa azy haka vady any Mezôpôtamia ambony; ary teo am-panaovam-beloma dia nanafatrafatra azy izy mba tsy hanambady zazavavy kanahanita. Baiboly Katolika Hitan’i Esao fa nitso-drano an’i Jakôba i Isaaka sy naniraka azy haka vady any Padan-Arama, sady nanome teny azy teo ampitsofan-drano azy, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony hitan’i Esao fa Isaka efa nitso-drano an’i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita hianao; Malagasy Bible Ary nony hitan'i Esao fa Isaka efa nitso-drano an'i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita ianao; La Bible en Malgache Ary hitan’i Esao fa efa nitsodrano an’i Jakoba Isaka ka nampandeha azy ho any Padana-Arama haka vady any; hitany koa fa rehefa nitsodrano azy izy dia namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita; |
Rehefa feno efapolo taona izy dia nanambady an’i Rebekà, anabavin’i Labàna sady zanakavavin’i Betoela izay Aramianina tao Padàna-Arama.
Dia nangovitra fatratra i Itsehàka, ka nanontany hoe: –Fa iza àry ilay nihaza, dia nitondra ny hazany teto amiko ka nihinanako talohan’ny nahatongavanao? Izy no efa notsofiko rano; eny, hotahîna tokoa izy.
Dia niantso an’i Jakôba i Itsehàka, ary nanao veloma azy sady nanafatrafatra hoe: –Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita.