Nalain’i Abrama i Saray vadiny sy i Lôta zana-drahalahiny, ary nentiny ny harena rehetra voaangony mbamin’ireo mpanompo rehetra novidîny tao Haràna. Dia niainga izy ka nankany amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga tany Kanahàna ry i Abrama mianakavy.
Genesisy 14:11 - DIEM PROTESTANTA Nofaohin’ireo mpandresy avokoa ny haren’ny tao Sôdôma sy tao Gômôra mbamin’ny sakafo rehetra, dia lasa izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nobaboin’izy ireo ny fananana sy ny hanina rehetra tao Sodoma sy Gomora, dia lasa izy ireo nandeha. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nofaohin’ireo mpandresy avokoa ny haren’ny tao Sôdôma sy tao Gômôra mbamin’ny sakafo rehetra, dia lasa izy ireo. Baiboly Katolika Nofaohin-dry zareo avokoa ny fananana rehetra tao Sôdôma sy Gômôra, mbamin’ny hanina rehetra tao, dia nandeha izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izy ireo namabo ny fananana rehetra tao Sodoma sy Gomora ary ny hanina rehetra, dia lasa nandeha. Malagasy Bible Ary izy ireo namabo ny fananana rehetra tao Sodoma sy Gomora ary ny hanina rehetra. dia lasa nandeha. La Bible en Malgache Nobaboin’izy ireo ny fananana sy ny hanina rehetra tao Sodoma sy Gomora, dia lasa izy ireo nandeha. |
Nalain’i Abrama i Saray vadiny sy i Lôta zana-drahalahiny, ary nentiny ny harena rehetra voaangony mbamin’ireo mpanompo rehetra novidîny tao Haràna. Dia niainga izy ka nankany amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga tany Kanahàna ry i Abrama mianakavy.
Nisy lava-drano betsaka nandrevo tao amin’ny lohasahan’i Sidima, ka rahefa nandositra ny mpanjakan’i Sôdôma sy i Gômôra, dia nianjera tao ary ireo sisa kosa nandositra tany an-tendrombohitra.
Nofaohiny niaraka tamin’ireo koa i Lôta zana-drahalahin’i Abrama izay nonina tao Sôdôma mbamin’ny fananany dia lasa izy ireo.
Tafaveriny avokoa ny harena rehetra nobaboina sy i Lôta zana-drahalahiny mbamin’ny fananany ary ireo vehivavy mbamin’ny olon-kafa rehetra.
Ary ny mpanjakan’i Sôdôma dia niteny tamin’i Abrama hoe: –Omeo ahy ny olona fa ento ho anao kosa ny harena.
Ny ombinareo hovonoina eo imasonareo, fa tsy hihinananareo; ny borikinareo halaina an-keriny eo anatrehanareo, fa tsy haverina aminareo; ny ondry aman’osinareo hafoy ho an’ny fahavalonareo, fa tsy hisy hamonjy anareo;
Hamelezan’ny TOMPO anareo ny vay ratsy, izay tsy andairam-panafody, dia vay ratsy hahavoa ny lohalikareo sy ny fenareo, ary hanenika ny tenanareo manontolo hatreo an-tampon-doha ka hatrany am-paladia.
hihinana ny vokatry ny fiompianareo sy ny vokatry ny taninareo, mandra-paharinganareo. Tsy havelany ho anareo na vary, na divay, na ny zanak’omby sy ondry aman’osinareo, mandra-pahafongony anareo.