I Hebera dia nanan-janaka roa lahy: ny anankiray dia nantsoina hoe Pegela na «Fizaràna» satria tamin’ny androny no nizara ny mponina teto an-tany, ary ny rahalahiny kosa dia nantsoina hoe Jôktàna.
Genesisy 10:26 - DIEM PROTESTANTA I Jôktàna no rain-dry i Almôdada sy i Selefa, i Hatsarmavèty sy i Jerà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joktana dia niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jôktàna no rain-dry i Almôdada sy i Selefa, i Hatsarmavèty sy i Jerà, Baiboly Katolika I Jektàna niteraka an’i Elmôdada, i Salefa, i Asarmota, i Jare, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Joktana niteraka an’i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera Malagasy Bible Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera La Bible en Malgache I Joktana dia niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera, |
I Hebera dia nanan-janaka roa lahy: ny anankiray dia nantsoina hoe Pegela na «Fizaràna» satria tamin’ny androny no nizara ny mponina teto an-tany, ary ny rahalahiny kosa dia nantsoina hoe Jôktàna.