Voalohany indrindra dia velom-pisaorana an’ilay Andriamanitro aho amin’ny alalan’i Jesoa Kristy noho ny aminareo rehetra, satria re laza eran-tany ny finoanareo.
Filemona 1:4 - DIEM PROTESTANTA Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitro aho, ry Filemôna malala, rehefa mahatsiaro anao amin’ny fivavahako Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva aho raha mahatsiaro anao amin’ny vavaka ataoko Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitro aho, ry Filemôna malala, rehefa mahatsiaro anao amin’ny fivavahako Baiboly Katolika Mahatsiaro anao mandrakariva amin’ny fivavahako aho ka misaotra an’Andriamanitra, Baiboly Protestanta Malagasy Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva aho, raha mahatsiaro anao amin’ny fivavahako, Malagasy Bible Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva aho, raha mahatsiaro anao amin'ny fivavahako, La Bible en Malgache Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva aho raha mahatsiaro anao amin’ny vavaka ataoko |
Voalohany indrindra dia velom-pisaorana an’ilay Andriamanitro aho amin’ny alalan’i Jesoa Kristy noho ny aminareo rehetra, satria re laza eran-tany ny finoanareo.
dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra noho ny aminareo. Mahatsiaro anareo aho amin’ny fivavahako
Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitra Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika izahay, rehefa mivavaka ho anareo.
Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitra izahay ny aminareo rehetra, rehefa mahatsiaro amin’ny vavaka ataonay.
Tsy maintsy velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitra izahay, ry havana, noho ny aminareo. Mendrika hataonay izany satria mandroso fatratra ny finoanareo ary mitombo hatrany ny fifankatiavanareo rehetra.
Velom-pisaorana an’Andriamanitra aho, dia Andriamanitra Izay tompoiko amin’ny fieritreretana mahitsy toy ny nataon’ireo razako. Velom-pisaorana Azy aho rehefa mahatsiaro anao tsy tapaka amin’ny fivavahana ataoko andro aman’alina.
satria reko ny fitiavanao ny vahoakan’Andriamanitra rehetra sy ny finoanao an’i Jesoa Tompo.