Estera 9:26 - DIEM PROTESTANTA
Izany no iantsoana ireo andro ireo hoe «Porîma», avy amin’ny voambolana «Pora» izay midika hoe antsapaka. Ny zavatra rehetra izay raketin’io taratasy io ary koa izay hitan’ny Jiosy sy nihatra taminy
Jereo ny toko
Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Araka ny teny rehetra tamin’izany taratasy izany sy izay hitany ny amin’izany zavatra nanjo azy izany

Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin’izany taratasy izany sy izay hitany ny amin’izany zavatra efa nanjo azy izany
Jereo ny toko
Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin'izany taratasy izany sy izay hitany ny amin'izany zavatra efa nanjo azy izany