Estera 8:1 - DIEM PROTESTANTA
Androtr’io ihany dia nomen’ny amperôra Kserksesa ho an’i Estera mpanjakavavy ireo fananan’i Hamàna fahavalon’ny Jiosy. I Môrdôkay koa, rehefa nampahafantarin’i Estera fa rainy izy, dia nasaina hankeo amin’ny amperôra.
Jereo ny toko
Tamin’izany andro izany dia nomen’i Ahasoerosy mpanjaka ho an’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ny tranon’i Hamana, fahavalon’ny Jiosy. Ary nankeo anatrehan’ny mpanjaka i Mordekay satria efa voalazan’i Estera ny fihavanany taminy.

TAMIN’izany andro izany dia nomen’i Ahasoerosy mpanjaka ho an’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ny tranon’i Hamana, fahavalon’ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan’ny mpanjaka, fa efa voalazan’i Estera fa rainy izy.
Jereo ny toko
Tamin'izany andro izany dia nomen'i Ahasoerosy mpanjaka ho an'i Estera, vadin'ny mpanjaka, ny tranon'i Hamana, fahavalon'ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan'ny mpanjaka, fa efa voalazan'i Estera fa rainy izy