Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Estera 4:7 - DIEM PROTESTANTA

ary nambaran’i Môrdôkay taminy avokoa ny zava-drehetra nanjo azy sy ny tontalim-bola nokasain’i Hamàna haloa ho ao an-trano firaketan’ny amperôra noho ny handringanana ny Jiosy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia nambaran’i Mordekay taminy izay rehetra nanjo azy sy ny tena isan’ny vola izay nokasain’i Hamana harotsaka ao amin’ny trano fitahirizan-drakitry ny mpanjaka noho ny Jiosy ho ringana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ary nambaran’i Môrdôkay taminy avokoa ny zava-drehetra nanjo azy sy ny tontalim-bola nokasain’i Hamàna haloa ho ao an-trano firaketan’ny amperôra noho ny handringanana ny Jiosy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

dia nambaran’i Mordekay taminy izay rehetra efa nanjo azy sy ny isan’ny vola izay nokasain’i Hamana haloa ho ao an-trano firaketan’ny mpanjaka noho ny handringanana ny Jiosy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

dia nambaran'i Mordekay taminy izay rehetra efa nanjo azy sy ny isan'ny vola izay nokasain'i Hamana haloa ho ao an-trano firaketan'ny mpanjaka noho ny handringanana ny Jiosy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia nambaran’i Mordekay taminy izay rehetra nanjo azy sy ny tena isan’ny vola izay nokasain’i Hamana harotsaka ao amin’ny trano fitahirizan-drakitry ny mpanjaka noho ny Jiosy ho ringana.

Jereo ny toko



Estera 4:7
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Môrdôkay izay teo an-kianjan’ny tanàna anoloan’ny lapan’ny amperôra;