Dia nisy famoriana tovovavy fanindroany, ka tamin’izay i Môrdôkay efa mpiasam-panjakana tao an-dapan’ny amperôra.
Estera 2:3 - DIEM PROTESTANTA Anendreo olona any amin’ny faritany isan-tokony eran’ny fanjakanao, dia aoka ireo no hamory ny tovovavy virijiny sady tsara tarehy ho atỳ Sosany renivohitra. I Hegay, tandapa mpiandraikitra ny tranom-behivavy, no hitandrina azy sady hanome ny fitaovana hikarakarany tena; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin’ny fari-piadidiana rehetra manerana ny fanjakany; dia aoka ireny hamory ny zazavavy virijiny tsara tarehy rehetra ho eto Sosana, tanàna mimanda, ho ao amin’ny tranom-behivavy izay eo ambany fifehezan’i Hegay, ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina ny vehivavy; ary aoka homena azy ireo izay rehetra ilainy momba ny fihaingoany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Anendreo olona any amin’ny faritany isan-tokony eran’ny fanjakanao, dia aoka ireo no hamory ny tovovavy virijiny sady tsara tarehy ho atỳ Sosany renivohitra. I Hegay, tandapa mpiandraikitra ny tranom-behivavy, no hitandrina azy sady hanome ny fitaovana hikarakarany tena; Baiboly Protestanta Malagasy ary aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin’ny isan-tokony eran’ny ny fanjakany rehetra, dia aoka hovorin’ireny ny zazavavy virijina tsara tarehy rehetra ho ato Sosana renivohitra ho ao an-tranom-behivavy amin’ny fehin’i Hegay, tsindranolahin’ ny mpanjaka, mpifehy ny vehivavy; ary aoka homena ny zavatra fidiovany izy; Malagasy Bible ary aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin'ny isan-tokony eran'ny ny fanjakany rehetra, dia aoka hovorin'ireny ny zazavavy virijina tsara tarehy rehetra ho ato Sosana renivohitra ho ao an-tranom-behivavy amin'ny fehin'i Hegay, tsindranolahin'1 ny mpanjaka, mpifehy ny vehivavy; ary aoka homena ny zavatra fidiovany izy, La Bible en Malgache Aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin’ny fari-piadidiana rehetra manerana ny fanjakany; dia aoka ireny hamory ny zazavavy virijiny tsara tarehy rehetra ho eto Sosana, tanàna mimanda, ho ao amin’ny tranom-behivavy izay eo ambany fifehezan’i Hegay, ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina ny vehivavy; ary aoka homena azy ireo izay rehetra ilainy momba ny fihaingoany. |
Dia nisy famoriana tovovavy fanindroany, ka tamin’izay i Môrdôkay efa mpiasam-panjakana tao an-dapan’ny amperôra.
ka izay tovovavy sitrakao no ho mpanjakavavy solon’i Vastỳ. Sitraky ny amperôra izany torohevitra izany ka dia narahiny.
Nisy Jiosy anankiray nantsoina hoe Môrdôkay tao Sosany renivohitra; izy io dia lehilahy benjaminita zanak’i Jaîro, izay taranak’i Simehỳ sy i Kisy.