Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Estera 1:5 - DIEM PROTESTANTA

Rehefa tapitra ireo andro ireo, dia nanaovan’ny amperôra fanasana teo amin’ny kianja ao anatin’ny zaridainan’ny lapa koa ireo olona rehetra izay tao Sosany renivohitra, na ny lehibe na ny kely; ka herinandro no naharetan’ny lanonana.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Rehefa tapitra izany andro izany dia nanaovan’ny mpanjaka fanasana naharitra hafitoana teo ankalamanjana tao amin’ny zaridainan’ny mpanjakany ny olona rehetra izay tany Sosana, tanàna mimanda, na lehibe na kely.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa tapitra ireo andro ireo, dia nanaovan’ny amperôra fanasana teo amin’ny kianja ao anatin’ny zaridainan’ny lapa koa ireo olona rehetra izay tao Sosany renivohitra, na ny lehibe na ny kely; ka herinandro no naharetan’ny lanonana.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary rehefa tapitra izany andro izany, ny olona rehetra izay tany Sosana renivohitra, na lehibe na kely, dia nanaovan’ny mpanjaka fanasana naharitra hafitoana teo amin’ny kianjan’ny tanimbolin’ny tranon’ny mpanjaka;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary rehefa tapitra izany andro izany, ny olona rehetra izay tany Sosana renivohitra, na lehibe na kely, dia nanaovan'ny mpanjaka fanasana naharitra hafitoana teo amin'ny kianjan'ny tanimbolin'ny tranon'ny mpanjaka;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Rehefa tapitra izany andro izany dia nanaovan’ny mpanjaka fanasana naharitra hafitoana teo ankalamanjana tao amin’ny zaridainan’ny mpanjakany ny olona rehetra izay tany Sosana, tanàna mimanda, na lehibe na kely.

Jereo ny toko



Estera 1:5
4 Rohy Ifampitohizana  

Nasehon’ny amperôra azy ny harena amam-boninahitry ny fanjakana ary ny harevaka aman-drentin’ny fahalehibiazany; ka enim-bolana no naharetan’izany lanonambe izany.