–Mandehana miteny amin’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta, mba halefany hiala amin’ny taniny ireo Israelita.
Eksodosy 6:10 - DIEM PROTESTANTA Niteny tamin’i Mosesy indray ny TOMPO hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niteny tamin’i Mosesy indray ny TOMPO hoe: Baiboly Katolika Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
–Mandehana miteny amin’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta, mba halefany hiala amin’ny taniny ireo Israelita.
Notaterin’i Mosesy tamin’ny Israelita izany teny izany; nefa tsy nihaino azy akory ireo, fa kivy noho ny hamafin’ny fanompoana.