Dia nivoaka ny lapa ireo lehiben’ny fanompoana sy ireo mpitandrin-draharaha ka nilaza tamin’ny Israelita hoe: –Izao no lazain’ny Farao: tsy hanome mololo anareo intsony aho.
Eksodosy 5:11 - DIEM PROTESTANTA Ianareo ihany no mandehana maka mololo ho anareo amin’izay ahitanareo any, kanefa tsy hisy hahena ny asa fanompoanareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fa mandehana ianareo ka manangòna mololo any amin’izay hahitanareo any, ary ny fanompoanareo dia tsy hahena na dia kely akory aza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ianareo ihany no mandehana maka mololo ho anareo amin’izay ahitanareo any, kanefa tsy hisy hahena ny asa fanompoanareo. Baiboly Katolika fa ianareo no mandeha mitady mololo any amin’izay hahitanareo any; ary ny raharaha fanaonareo tsy handatsahana na dia kely aza.» Baiboly Protestanta Malagasy fa mandehana hianareo ka manangona mololo any amin’izay hahitanareo, satria tsy hahena ny fanompoanareo na dia kely akory aza. Malagasy Bible fa mandehana ianareo ka manangona mololo any amin'izay hahitanareo, satria tsy hahena ny fanompoanareo na dia kely akory aza. La Bible en Malgache fa mandehana ianareo ka manangòna mololo any amin’izay hahitanareo any, ary ny fanompoanareo dia tsy hahena na dia kely akory aza. |
Dia nivoaka ny lapa ireo lehiben’ny fanompoana sy ireo mpitandrin-draharaha ka nilaza tamin’ny Israelita hoe: –Izao no lazain’ny Farao: tsy hanome mololo anareo intsony aho.
Dia niparitaka manerana ny tany Ejipta manontolo ny Israelita hanangona vodivary hatao mololo.