Jiro fito no hamboarina ka hapetraka eo amin’io fitoeran-jiro io mba hanazava ny anoloany.
Eksodosy 40:25 - DIEM PROTESTANTA dia narehitra ny jiro teo anatrehan’ny TOMPO, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nampirehitra ireo jiro teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia narehitra ny jiro teo anatrehan’ny TOMPO, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Baiboly Katolika dia nametrahany ny lalampy, teo anatrehan’i Iaveh, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nampirehitra ny jiro teo anatrehan’i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Malagasy Bible Ary nampirehitra ny jiro teo anatrehan'i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy. La Bible en Malgache Dia nampirehitra ireo jiro teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO azy. |
Jiro fito no hamboarina ka hapetraka eo amin’io fitoeran-jiro io mba hanazava ny anoloany.
Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana tamin’ny lafiny atsimo, manoloana ny latabatra, ny fitoeran-jiro;
Ao no haiditra ny latabatra voatokana ka halamina eo amboniny ny mofo fanolotra ho Ahy; ao koa no haiditra ny fitoeran-jiro ka harehitra ny jirony.
mba hanafatrafatra an’i Aharôna hoe: –Rehefa mandrehitra ny jiro fito ianao, dia ataovy izay hanazavany ny manoloana ny fitoeran-jiro.
Dia nataon’i Aharôna izany ka napetrany ny jiro fito mba hahazava ny manoloana ny fitoeran-jiro, araka ny nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Tselatra sy feo ary kotro-baratra no nivoaka avy tamin’ilay sezafiandrianana afovoany; ary nisy jiro fito mirehitra teo anoloany, dia ny Fanahy Masina ombàm-panomezana fito avy amin’Andriamanitra.