–ny alitara halimo sy ny makarakarany halimo, ny baony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy; –ny kovetabe fidiovana sy ny faladiany;
Eksodosy 39:40 - DIEM PROTESTANTA –ny temitry ny kianja miaraka amin’ny andriny sy ny faladiany, ny varavarana lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, miaraka amin’ny tadiny sy ny tsîmatra; –ny fitaovana rehetra fampiasa amin’ny raharaha ao amin’ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fefy lamba eo amin’ny kianja sy ny andriny ary ny faladiany sy ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsatòkan-day ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakely, dia ny tranolay fihaonana, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –ny temitry ny kianja miaraka amin’ny andriny sy ny faladiany, ny varavarana lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, miaraka amin’ny tadiny sy ny tsîmatra; –ny fitaovana rehetra fampiasa amin’ny raharaha ao amin’ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana; Baiboly Katolika ny vavahady lamba fidirana amin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsîmany, ary ny fanaka rehetra hoenti-manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny Fonenana, amin’ny trano lay fihaonana, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny fefy lamban’ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany ary ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja ary ny kofehiny sy ny tsimatra, ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakelin’ny trano-lay fihaonana, Malagasy Bible ary ny fefy lamban'ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany ary ny vavahady lamba eo amin'ny vavahadin'ny kianja ary ny kofehiny sy ny tsimatra, ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana, La Bible en Malgache ny fefy lamba eo amin’ny kianja sy ny andriny ary ny faladiany sy ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsatòkan-day ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakely, dia ny tranolay fihaonana, |
–ny alitara halimo sy ny makarakarany halimo, ny baony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy; –ny kovetabe fidiovana sy ny faladiany;
–ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.
Halalaho ny faritry ny lay fonenanao, asio fanitarana ny ambain’ny lainao, ka aza anaovana fitsitsiana. Halavao ny tadin-dainao ka hamafiso ny tsatòka,