Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.
Eksodosy 37:4 - DIEM PROTESTANTA Nisy bao roa nataony tamin’ny hazo mimôzà, ary norakofany takela-bolamena. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy bao roa nataony tamin’ny hazo mimôzà, ary norakofany takela-bolamena. Baiboly Katolika Nanao bao tamin’ny hazo akasià izy, ary nopetahany takela-bolamena. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena. Malagasy Bible Ary nanao bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena. La Bible en Malgache Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena. |
Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.
Notefeny ny haba volamena efatra ka naraikiny teo amin’ny zorony efatry ny Vatamasina, dia samy roa an-daniny avy.
Fa hoy ny Tompo taminy: –Mandehana, fa io lehilahy io dia nofidiko sy hampiasaiko mba hampahafantatra Ahy amin’ireo hafa firenena sy amin’ny mpanjaka ary amin’ny vahoaka Israely.
Ny volamena dia sedraina amin’ny alalan’ny afo na dia zavatra mety simba aza; ary ny finoanareo, izay sarobidy lavitra noho ny volamena, dia sedraina amin’ny alalan’ireny fitsapana ireny ka ho hita fa hahazoan’Andriamanitra dera sy voninahitra ary haja izany, amin’ny andro hisehoan’i Jesoa Kristy.