Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 27:6 - DIEM PROTESTANTA

Hisy bao roa hatao amin’ny hazo mimôzà, dia horakofana takelaka halimo;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Manaova bao ho amin’ny alitara, bao amin’ny hazo akasia, ka petaho takelaka varahina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hisy bao roa hatao amin’ny hazo mimôzà, dia horakofana takelaka halimo;

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

manaova bao hatao amin’ny ôtely, bao hazo akasià, ka petaho takela-barahina.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary manaova bao ho amin’ny alitara, dia bao hazo akasia, ka petaho takela-barahina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary manaova bao ho amin'ny alitara, dia bao hazo akasia, ka petaho takela-barahina,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Manaova bao ho amin’ny alitara, bao amin’ny hazo akasia, ka petaho takelaka varahina.

Jereo ny toko



Eksodosy 27:6
7 Rohy Ifampitohizana  

Horakofana takela-bolamena madio ny atiny sy ny ivelany ary hasiana sisiny volamena manodidina eo amboniny.


hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Hapetraka eo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara io makarakara io, eo ambanin’ny fehivavany.


ary hatsofoka ao anatin’ny haba izay manatrika ny lafiny roa amin’ny alitara ireo bao ireo, rehefa lanjaina ny makarakara.


Hisy haba volamena roa avy hapetraka eo ambonin’ny sisiny an-daniny roa amin’ny alitara, ka hampidirana bao mba hilanjana azy.