Kanefa, raha tàhiny efa zatra manoto ilay ombilahy ary efa nampandrenesina ny tompony fa tsy nanara-maso azy, ka nahafaty lehilahy iray na vehivavy iray, dia hotoraham-bato ho faty ilay ombilahy ary hovonoina ho faty koa ny tompony.
Eksodosy 21:36 - DIEM PROTESTANTA Nefa kosa, raha tàhiny efa fantatra fa zatra manoto ilay ombilahy kanefa tsy nanara-maso azy ny tompony, dia hanome ombilahy velona ho solony izy, fa ilay maty kosa no ho azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Kanefa raha fantatra fa omby zatra nanoto hatramin’ny teo aloha iny, saingy tsy niaro azy ny tompony, dia hanonitra omby ho solon’ny omby tokoa izy, fa ilay maty kosa dia ho azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nefa kosa, raha tàhiny efa fantatra fa zatra manoto ilay ombilahy kanefa tsy nanara-maso azy ny tompony, dia hanome ombilahy velona ho solony izy, fa ilay maty kosa no ho azy. Baiboly Katolika Raha fantatra anefa fa efa mpanoto hatramin’ny ela ilay omby fa tsy nitandrina azy ihany ny tompony, dia hanonitra izy, hoefainy omby ny omby, fa ny omby maty no ho azy.» Baiboly Protestanta Malagasy Kanefa raha fantatra fa omby zatra nanoto hatramin’ny teo aloha iny, koa tsy niaro azy ny tompony, dia hanonitra omby ho solon’ny omby tokoa izy; ary ny maty dia ho azy. Malagasy Bible Kanefa raha fantatra fa omby zatra nanoto hatramin'ny teo aloha iny, koa tsy niaro azy ny tompony, dia hanonitra omby ho solon'ny omby tokoa izy; ary ny maty dia ho azy. Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon'ny omby iray izy ary ondry na osy efatra ho solon'ny ondry na osy iray. La Bible en Malgache Kanefa raha fantatra fa omby zatra nanoto hatramin’ny teo aloha iny, saingy tsy niaro azy ny tompony, dia hanonitra omby ho solon’ny omby tokoa izy, fa ilay maty kosa dia ho azy. |
Kanefa, raha tàhiny efa zatra manoto ilay ombilahy ary efa nampandrenesina ny tompony fa tsy nanara-maso azy, ka nahafaty lehilahy iray na vehivavy iray, dia hotoraham-bato ho faty ilay ombilahy ary hovonoina ho faty koa ny tompony.
«Raha misy ombilahin’olona mandratra mahafaty ny ombilahin’ny namany, dia hamidiny ny ombilahy velona ka hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy toy izany koa ilay maty.
«Raha misy mpangalatra tratra eo am-pangalarana amin’ny alina ary voakapoka ka maty, dia tsy vono olona akory izany;
Fa izay mahafaty biby fiompy kosa, dia hanonitra azy: biby velona no solon’ny biby maty.